I Jean-Raymond Boulle (teraka tamin' ny 10 Ôktôbra 1950)[1] no mpanorina orinasa efatra manana tahirin' akorana nikela sy kôbalta sy fanitso sy titanina ary diamondra.
- ↑ McNish, J. (1998). The Big Score. Doubleday Canada. p. 36. ISBN 978-0-385-25758-9.